|
|
|
|

Entry1  maodimaody
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mahina, mahimahina ka miomanomana amin' izay ho avy, mitandrina, malina: Mbà maodimaody ihany fa tsy fantatra izay tian' iny olona mitarataratra ny tranonareo iny hatao
Ratsy, kaody: Asa na inona na inona no nataon' Ikoto fa maodimaody erỳ izy isaky ny mifanena amiko
Explanations in English  4  [1.7] suspicious, apprehensive
Explanations in French  5  [1.8] soupçonneux, méfiant
Root  6  maody
Derivatives 
7  Adjectives :
Synonyms  8  maody

Updated on 2025/01/21