|
|
|
|

Entry1  marainakoa
Elementary words  2  maraina, koa
Part of speech  3  adverb
Explanations in Malagasy  4  maraina be alohan' ny fiposahan' ny masoandro [1.1]
Explanations in French  5  avant le lever du soleil [1.3, 2.415#6570]
6  de grand matin [2.415#6570]
Examples  7  Vao maraina koa dia injao midobodoboka amin' ny fitotoam-bary sy koba izy dahy avy. [2.470]
8  2 Nifoha vao maraina koa izahay tamin' iny andro iny, fa hamboly voanjo. [2.472]
9  Ary nony maraina koa, dia maka rano mahery amy ny tany fanalany rano mahery. [2.48]
Tables and plates  10  All the adverbs

Updated on 2023/05/23