|
|
|
|

Entry1  maraina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fizaran' ny andro hatramin' ny mangiran-dratsy ka mandra-pahatongan' ny mitataovovonana: Amin' ny folo maraina izao
Explanations in English  4  [1.7] morning
Explanations in French  5  [1.8] matin
Examples  6  Nony efa maraina ny andro, dia nandre noana daholo izy; [2.324]
7  Mitohy ny asabotsy maraina ny fihinanan' izy mianakavy hena; [2.470]
8  Tamin' ny telo maraina izahay dia nanangan-day hody. [2.471]
9  Isa-maraina, ny isam-pianakaviana, samy nanary ny fatim-boalavo hitany avy. [2.472]
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
Compound words 
Toponyms 
Proverbs  25  Proverbs containing the word maraina

Anagrams  26  amairan, amarany, amarina, amirana, anairam, anariam, ianaram, iaranam, manaira, mañaray, manaria, maraina, mianara, miarana, miaràna, namaira

Updated on 2025/02/08