Entry | 1 maridrefy |
Elementary words | 2 marika, refy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Filazana habe na halavan-javatra amin' ny tsipika ampahafolo na ampahazato na ampaharivo...n' ny tena habeny; ohatra: amin' ny sarintany vita mandrefy 1/250.000, ny halavana 1sm dia 1sm / 260.000 sm na 2500 m, na 2,5 km amin' ny tena izy; valandotra 5 [1.13] (mari-drefy) mpanohatra ny refin-jeva an-tsary sy refin-jeva tena izy |
Explanations in French |
6 [1.13] (mari-drefy) échelle d'un plan ou d'une carte |
Vocabulary |
7 Mathematics: geometry |
Synonyms | 8 valandotra |
Updated on 2024/12/10 |