|
|
|
|

Entry (1/2)1  valandotra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Toetran' ny olona mandry ka mivalampatra ny tongony aman-tanany noho ny faharerahana na ny aretina
Explanations in French  4  [1.3] l'état de ce qui est étendu, couché de tout son long
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Passive verbs :
7  Names :

Entry (2/2)8  valandotra
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Ny filazana hoe ampahafirin' ny refin-javatra iray ny sary entina milaza azy. Ohatra: misy trano 12 m. ny lavany, ary ny sary milaza io halavany io 4 sm; ny valandotra nampiasaina dia 1/300, izany hoe: 1 sm amin' ny sary dia 1 sm x 300 = 3 m amin' ny tena izy; mari-drefy
Explanations in French  11  [1.13] échelle graphique
Synonyms  12  mari-drefy

Anagrams  13  avalandotr, valandotra

Updated on 2025/01/21