Entry | mivalandotra (valandotra) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mandry mitsilany ka mivalampatra ny tongotra sy ny tanana, mitsotra, miampatra: Mivalandotra eo ambony ahitra ilay mpangataka fa noana angamba! [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |