|
|
|
|

Entry1  marimarika
Root  2  marika
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mahina, mahimahina: Marimarika ihany aho raha nahita azy nihirahira foana, nefa tsy nampoiziko dia ho very saina izy
Explanations in English  5  [1.2] suspicious, mistrustful
Examples  6  Eny ihany tokoa Ramalagasy: toa tsy marimarika izay kanjo mpamantatra mangina. [2.296#]
Analogs  7  maodimaody

Updated on 2024/12/11