|
|
|
|

Entry1  marimaritra
Root  2  maritra
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Vao mafana kely foana: Ento amin' izay ilay rano, r' Ikoto a! -- tsy mbola mafana fa vao marimaritra e!
5  Afa-dranom-panala, mangorovitsika
6  Mafampana toy ny hanavy: Isan-kariva itỳ zaza itỳ marimaritra [1.1]
Synonyms  7  maritra
Compound words 
Proverbs  9  Proverbs containing the word marimaritra

Updated on 2023/08/11