|
|
|
|

Entry1  maritra
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Adjectives :
Explanations in Malagasy  4  Vao mafana kely foana: Ento amin' izay ilay rano, r' Ikoto a! -- tsy mbola mafana fa vao maritra e!
5  Mafampana toy ny hanavy: Isan-kariva itỳ zaza itỳ maritra [1.1]
Examples  6  Apiakaro faran'izay ambony be tratra ilay maritra maratra. [2.424#]
Synonyms  7  marimaritra
Analogs  8  Afa-dranom-panala, mangorovitsika
Compound words 

Anagrams  10  maritra, miratra

Updated on 2023/10/20