Entry | 1 marofy |
Root | 2 rofy |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Marary, voan' ny aretina: Salama tsy marofy izahay rehetra |
Explanations in English |
5 [1.7] ill, feeble |
Explanations in French |
6 [1.8] débile, maladif |
Examples |
7 Noho izany dia betsaka no marary sy marofy eo aminareo, ary maro ihany no efa nodi-mandry. [2.996] |
Vocabulary |
8 Health |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Anagrams | 17 |
Updated on 2025/01/28 |