Entry | rofy | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | [Sihanaka] Faty, fahoriana [1.78] | |||
Aretina, fahadisadisana: Ho tsy tian-drofy anie ity zaza ity Zava-mampijaly, fahoriana: Ety an-tany be rofy [1.1] | ||||
Explanations in English | Illness, ill health [1.7] | |||
Explanations in French | Maladie, malaise [1.54] | |||
Maladie chronique, mauvaise santé [1.8] | ||||
Examples | amin' ny rofy sy fahosana mahazo anao!
[2.470] | |||
Vocabulary | Health | |||
Derivatives |
| |||
Compound words |
| |||
Proverbs | Proverbs containing the word rofy | |||
Anagrams | firo, fory, rofy |
Updated on 2023/08/15 |