Entry | 1 matetika |
Root | 2 tetika |
Part of speech | 3 adjective or adverb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Imbetsaka ary mifanakaiky ara-potoana: Mamangy an-janany matetika izy. 5 [1.1] Misesy, mifanakaiky tsy misy elanelany lavitra; mifanety: Ataovy matetika ny ketsa raha ta hahazo vary betsaka ianao. |
Explanations in English |
6 [1.7] often 7 [1.2, 1.7] frequent 8 [1.2] Used of intervals of time or space in contradistinction to mahalana. |
Explanations in French |
9 [1.3, 1.5, 1.8, 1.6] souvent 10 [1.3, 1.8] fréquent 11 [1.5] Serré, pas assez espacé. |
Explanations in German |
12 [1.56] häufig halatra, loza matetika häufige Diebstähle, Unfälle = wiederholt 13 [1.56] häufig Die Infektion tritt in jedem Alter auf, häufig aber bei Kindern. -- Er hat es ihr so oft gesagt, dass sie es eigentlich wissen müßte. lalana aleha matetika ein häufig benutzter Weg; boky vakiana matetika ein häufig gelesenes Buch; mamangy olona matetika jemanden häufig besuchen = mehrmals, oftmals != einmal, selten. |
Examples |
14 Nifankahita matetika teo amin'ny rano mafana teo ireo zatovo roa nifankatia tamin'eritreritra ireo [2.324] |
Morphology |
|
Antonyms | 17 mahalana |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/12 |