|
|
|
|

Entry1  mahalana
Root  2  halana
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Be elanelany, tsy mifanakaiky: Nataonao mahalana loatra ny hazo nambolena ka betsaka ny ambiny tsy lany
5  Tsy mpiseho matetika, indraindray foana: Mahalana vao mitsidika anay aty ny lehibem-paritany [1.1#554]
6  tsy mateti-piseho [1.13]
Explanations in English  7  far apart, not close. [1.2]
Explanations in French  8  clair-semé, espacé, qui se fait ou arrive de temps en temps [1.3#208]
9  rare [1.13]
Examples  10  Namindra mahalana indray ilay tovolahy, nananika ny fiakarana somary mideza. [2.529#]
Antonyms  11  matetika
Analogs  12  makaka, bakaka, bakatraka, manify, manify fafy, malalaka be elanelana, mielanelana, tsy matetika, tsy mifanety, tsy fahita matetika, tsy fahita firy, mitsitapitapy, indraindray tadiavina, tsy fahita firy ohatra ny gisa mainty
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word mahalana

Anagrams  15  analaham, hamalana, hanalama, mahalana, mañahala, manalaha

Updated on 2023/02/14