Entry | 1 matevina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Lehibe ny indrakeliny: Boky matevina ~ Akanjo matevina Mifanizina, mikitroka mikirindro: Ala matevina ~ Matevina izany zavona izany Marihitra: Matevina izany ranom-bary izany Manankarena, tremalahy: Ireny olona matevina 4 [1.13] tsipika na soratra matavitavy |
Explanations in French |
5 [1.13] épais; gras 6 [1.196] fourré |
Examples |
7 [2.4#57] Tao aoriana ny poketrany, ary natevina 8 [4.27] Na taiza na taiza dia samy natevina sy maro karazana ny fandraisana anjara 9 [2.472] zavatra henjana, matevina, mitarehim-baoritra, tsy misy mason-tenony intsony. 10 [2.470] Ilay volony tsy nitsaha-nihintsana teo ho eo aza, dia endre, naniry ho azy ka azo atao tanana ivoho matevina tsara. |
Root | 11 tevina |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 26 Proverbs containing the word matevina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |