Entry | 1 mihamatevina |
Root | 2 matevina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mihalehibe ny indrakeliny [1.1] |
Explanations in French |
5 devenir plus serré, plus épais ; augmenter [1.3] |
Examples |
6 mihamatevina ny hoditry ny lamosina na ny kibo, misy mason-koditra lehibe toy ny hodim-boasary. [2.424#] |
Morphology |
|
Synonyms | 10 mihatevina |
Updated on 2023/10/20 |