|
|
|
|

Entry1  mateza
Root  2  teza
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Maharitra ela vao simba: Mateza itý akanjonao itý fa mbola tsy teraka akory ilay faralahiko no hitako efa nartaovanao izy ity [1.1]
Explanations in English  5  durable [1.7]
Explanations in French  6  qui dure [1.8]
Examples  7  Ireo mpikarama amin' ny fisoronana afon-tsiramamy, hono, araka ny filazan' ny olona, dia tsy mateza aina loatra: [2.470]
Compound words 
Proverbs  10  Proverbs containing the word mateza

Updated on 2023/08/11