|
|
|
|

Entry1  mateza
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Maharitra ela vao simba: Mateza itý akanjonao itý fa mbola tsy teraka akory ilay faralahiko no hitako efa nartaovanao izy ity
Explanations in English  4  [1.7] durable
Explanations in French  5  [1.8] qui dure
Examples  6  [2.470] Ireo mpikarama amin' ny fisoronana afon-tsiramamy, hono, araka ny filazan' ny olona, dia tsy mateza aina loatra:
Root  7  teza
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word mateza

Anagrams  14  atezam, mateza

Updated on 2025/01/21