Entry | 1 matoky |
Root | 2 toky |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manantena: Matoky anao izy hitady raharaha ho azy 5 Mametraka fianteherana, fitokiana amy...: Efa namitaka ahy ianao ka tsy matoky anao intsony aho 6 Mino: Natoky ny filazany aho ka dia nandeha 7 Tsy matahotra: Matoky aho satria eto akaikiko ianao [1.1] 8 mino [Tambahoaka] [1.78] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word matoky |
Anagrams | 14 itokam, kamoty, matiko, matoky, mitako, mitoka-, mitoka, motaky, motika, tamiko, tomika |
Updated on 2023/01/20 |