Entry | matsatso (tsatso) | ||
Part of speech | adjective | ||
Explanations in Malagasy | Tsy misy tsirony, tsy misy hamaminy, matsaboka: Matsatso izany ro izany fa asio sira kely Tsotra loatra, tsy misa misy haingonkaingony mahafinritra; masirasira: Lahateny matsatso [1.1] | ||
Examples | Mahery fofona sady matsatso!
[2.471] | ||
Compound words |
| ||
Entry | Matsatso | ||
Part of speech | name (anthroponym) | ||
Examples | Ary milalao i Soratra sy Matsatso.
[2.48] | ||
Vocabulary | Religions, Beliefs | ||
Tables and plates | The ancient idols | ||
Updated on 2023/01/05 |