|
|
|
|

Entry (1/2)1  matsilo
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mahira-maso fatratra, mahita zavatra faran' ny madinika: Matsilo ny masonao izany raha mahita lava-panjaitra amin' izao takariva izao
Mahira-tsaina, mahadinika
Explanations in French  4  [1.3#770] qui a la vue perçante
Examples  5  [1.381#] Manan-tsaina matsilo anefa.
6  [1.437#] Matsilo ny sainy, mafana ny fony, Mikaroka mafy tsy mety mitony.
Root  7  tsilo
Compound words 

Entry (2/2)10  matsilo
Part of speech  11  noun
Explanations in French  12  [1.196] (toute l'île) (de tsilo : épine). Nom général des végétaux armés d'épines.
Vocabulary  13  Botany: (in general)

Anagrams  14  atsilom, lamotsy, matsilo

Updated on 2025/02/02