Entry |
mavomavo
(mavo)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Ambany, tsy misy vidiny, atao tsinontsinona: Manao anay tambanivohitra ho mavomavo mihitsy ianareo tambonivohitra [1.1]
|
Explanations in French | De condition obscure, qui ne s'habille pas selon sa position, mal habillé [1.3]
|
Examples |
1 | Aza ny tarehiko mavomavo no jerenao fa ny havako any Dilambato heverina aza ny toho mihahy no tazanina fa ny lefo-mitsangana.
[2.131]
|
2 | Ny tanety nanjary mavomavo, fa efa maimaina daholo ny volon'ahitra rehetra;
[2.324]
|
3 | Ary izany dia Malagasy mahantra, mavomavo, tsy manam-pahaizana, faraidiny amin' ny toerany eo amin' ny fiaraha-monina.
[2.472]
|
|
Derivatives |
Compound words |
|
Proverbs |
|