|
|
|
|

Entry1  mazava
Root  2  zava
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mitera-kazavana: Mazava ny afo
Voazava, tsy maizimaizina, hita tsara daholo ny ao anatiny: Tiako ity efitrano ity fa mazava tsara
Mahitsy, tsy farimparina: Feo mazava no avoakan' io sodina io
Tsy miolikolika, tsy misy an-kifonofono: Hevitra mazava; teny mazava
Tanoranora (loko): Itsy mazavazava itsy no endrehina anao
Explanations in English  5  [1.7] bright, light, clear;
Explanations in French  6  [1.3, 1.8] clair, lumineux, brillant
7  [1.3#870] net, franc, ouvert, transparent, éclairci
Examples  8  Tsy mazava mandrakizao iny raharaha iny. [2.472]
9  nazava dia nazava ny alina tamin'izay ary nangina dia nangina, ka tsy nisy zavatra re afa-tsy ny fisiaky ny ahitra sy ny fimonomonon'ilay renirano kely tao ambany atsimo nifangaro tamin'ny feon'ny tamotamo. [2.324]
10  Nodian-dRavokatra tsy azo ihany ny filazany ka nohadihadiany hazava tsara: [2.470]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
Derivatives 
14  Active verbs :
Compound words 
Proverbs  34  Proverbs containing the word mazava

Anagrams  35  avazam, mazava

Updated on 2023/02/17