|
|
|
|

Entry (1/4)1  manohy
Root  2  hohy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  mihady amin' ny hoho na amin-java-maranitra; manokatra [1.1]
Explanations in French  5  creuser avec les griffes ou avec un instrument, déterrer [1.3]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Entry (2/4)10  manohy
Root  11  tohy
Part of speech  12  active verb
Explanations in Malagasy  13  manampy, manalava: Tsy fanao, hoy ny Ntaolo, ny manohy rofia ny foly mena
14  tsy manapaka na mampijanona ny efa natomboka: Mbola hanohy ny diany hatrany Salazamay izy ~ Lasa nanohy ny fianarany any Toulouse izy [1.1]
Explanations in French  15  ajouter, unir, continuer [1.3]
Morphology 
16  Present :
17  Past :
18  Future :
19  Imperative :

Entry (3/4)20  mañohy
Part of speech  21  active verb
Explanations in Malagasy  22  mihehy [Sihanaka] [1.78]
Synonyms  23  mañoehy

Entry (4/4)24  manohy
Part of speech  25  active verb
Explanations in Malagasy  26  maka tantely ao amin'ny tohotra [Tanosy] [1.78]
Morphology 
27  Present :
28  Past :
29  Future :
30  Imperative :

Anagrams  31  anohim, hainom, hamoin, hamony, hanoim, hinoam, hinoma, homani, homañy, homany, maniho, mañohy, manohy, nahimo, namohy

Updated on 2023/01/20