|
|
|
|

Entry1  menavazana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Efa ela nanaovana, tranainy: Ireny efa mpampianatra menavazana
Olona nanao raharaha miaramila taloha. Miaramila efa napetraka nefa naverina indray hifidianana ny mbola tokony ho volon' ny miaramila ihany: Nantsoina hivory daholo ny menavazana fa misy fiheverana ny vola fanampiana azy
Explanations in English  4  [1.7] old soldiers
Explanations in French  5  [1.8] anciens combattants, vétérans
Examples  6  [2.472] Voantso torak' izany koa I Day, Rasamy ary Parany, samy menavazana daholo ary samy avy ao Marovato.
Elementary words  7  mena, vazana
Analogs  8  bekotromaroholatra
Compound words 

Updated on 2024/12/10