|
|
|
|

Entry1  menamena
Root  2  mena
Part of speech  3  adjective
Explanations in English  4  [1.7] light red, reddish
Explanations in French  5  [1.8] rouge clair, rougeâtre
Examples  6  Namakivaky ala maitso sy menamena izahay, ary nahita ravinala be dia be. [2.332#44]
7  Ny vonitra dia karazan-kazo madinidinika betrabetra kely, ary menamena izany ny raviny. [2.643#70]
8  Eran' ny fanosehana monja amin' ity rano menamena ity, dia hahafoana ny fitiavan-kavana. [2.499#30]
Derivatives 
9  Names :

Updated on 2025/01/21