Entry | 1 menamena |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in English |
3 [1.7] light red, reddish |
Explanations in French |
4 [1.8] rouge clair, rougeâtre |
Examples |
5 [2.332#44] Namakivaky ala maitso sy menamena izahay, ary nahita ravinala be dia be. 6 [2.643#70] Ny vonitra dia karazan-kazo madinidinika betrabetra kely, ary menamena izany ny raviny. 7 [2.499#30] Eran' ny fanosehana monja amin' ity rano menamena ity, dia hahafoana ny fitiavan-kavana. |
Root | 8 mena |
Derivatives |
|
Updated on 2025/04/19 |
![]() |