Entry (1/3) | 1 menarana |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Zoology: reptiles, amphibians |
Explanations in Malagasy |
4 Karazam-bibilava lehibe [1.1] |
Explanations in English |
5 a snake reputed to be poisonous (not confirmed) [1.7] |
Explanations in French |
6 serpent réputé vénimeux (non confirmé) [1.8] 7 nom d'un serpent = (Leioheterodon madagascariensis ). [1.196] |
Examples |
8 Izy hanorotoro ny lohan' ny menarana! [2.643#] 9 Dia nanao menarana varahina Mosesy ka nanantona azy tamin'ny hazo lava [2.996] |
Titles |
|
Scientific name |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word menarana |
Article |
13 Randzavola: menarana ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/3) | 14 menarana |
Part of speech | 15 noun |
Vocabulary |
16 Botany |
Explanations in French |
17 D'après Descheemaeker, ce serait un arbre. Nom identifié. [Tanala]
[1.196] |
Entry (3/3) | 18 Menarana |
Elementary words | 19 menarana |
Part of speech | 20 name (book title) |
Vocabulary |
21 Literature: books |
Author |
22 Andriamalala Emilson Daniel |
Publishings |
23 , 1972, 1982 |
Anagrams | 24 manarena, manerana, maneràna, Menarana, menarana, manarena, manerana, maneràna, Menarana, menarana |
Updated on 2023/10/17 |