|
|
|
|

Entry1  mendy
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Nandrahoina tamin' ny menaka ary tsy nasiana rano: Efa mendy izay ny hena ka esory
Notenehina tsisy rano na menaka tao anaty lapoaly na makarakara vy fitonoana, mandra-pahatongany maimay: Mendy tsara izany kafe izany ka mandraraka izaitsizy
Main' ny hetaheta: Mendy aho izany, fa sady be sira ny laoka androany no mafana aoka izany ny andro
Mitaitay hanao zavatra, maimay: Mendimendy ery ny anao lahy hitaingin-dakana kanjo navadiny tampoka
Root  4  endy
Proverbs  5  Proverbs containing the word mendy

Anagrams  6  mendy, minde

Updated on 2025/01/21