Entry | 1 mendy |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Nandrahoina tamin' ny menaka ary tsy nasiana rano: Efa mendy izay ny hena ka esory Notenehina tsisy rano na menaka tao anaty lapoaly na makarakara vy fitonoana, mandra-pahatongany maimay: Mendy tsara izany kafe izany ka mandraraka izaitsizy Main' ny hetaheta: Mendy aho izany, fa sady be sira ny laoka androany no mafana aoka izany ny andro Mitaitay hanao zavatra, maimay: Mendimendy ery ny anao lahy hitaingin-dakana kanjo navadiny tampoka |
Root | 4 endy |
Proverbs | 5 Proverbs containing the word mendy |
Anagrams | 6 mendy, minde |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |