Entry | 1 menomenona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Teniteny betsaka mariky ny tsy fahafaliana amin' olona; kamenona: Tsy ny raharaha no atao fa be menomenona eo |
Examples |
4 [1.519#] Ny olona be menomenona na mampitranga ny lelany no ompana amin' ny [...] |
Root | 5 menona |
Derivatives |
|
Synonyms | 9 menimenina |
Analogs | 10 menomenompo, afakamenomenompo |
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word menomenona |
Anagrams | 14 menomenona, naemonemon, nemonemona |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |