Entry 1/2 |
mimenomenona
(menomenona (menona))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mitaraindraina be noho ny tsy fahafaliana: Nimenomenona Ikoto fa niangatra, hono, ny mpampianatra
[1.1]
|
Examples | Somary mimenomenona kely indray izy, nony inona, ka asainy polipolesin' ny vavy ny tongotra aman-tanany.
[2.470]
|
Morphology |
Present : |
mimenomenona |
Past : |
nimenomenona |
Future : |
himenomenona |
Imperative : |
mimenomenòna |
|
|
Entry 2/2 |
mimenomenòna
(menomenona (menona))
|
Part of speech | imperative of active verb mimenomenona
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
|