|
|
|
|

Entry1  mentsomentsona
Root  2  mentsona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Teniteny betsaka tsy misy antony; fibedibedena tsy misy fiatoana sy lavareny; kamentsona: Tsy ho tapitra akory ny mentsomentson-dRamatoa fa aoka ny asa no hatao tsara
Explanations in French  5  [1.3] bavardage. Comme kaMENtsona
Derivatives 
6  Active verbs :

Updated on 2023/01/20