Entry | 1 mentsomentsona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Teniteny betsaka tsy misy antony; fibedibedena tsy misy fiatoana sy lavareny; kamentsona: Tsy ho tapitra akory ny mentsomentson-dRamatoa fa aoka ny asa no hatao tsara |
Explanations in French |
4 [1.3] bavardage. Comme kamentsona |
Root | 5 mentsona |
Derivatives |
|
Updated on 2025/02/02 |
![]() |