Entry | 1 mitaraina |
Root | 2 taraina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mimenomenona: Mitaraina amin' ny zavatra tsinontsinona io zaza io 5 Mitoloko amana mitoreo: Mitaraina lava noho ny fahantrany Rabe 6 Malahelo ka mitory: Mitaraina ny vadinao fa tsy mitondra vola mody, hono, ianao [1.1#728] |
Explanations in English |
7 to complain; to call out asking for help [1.7] |
Explanations in French |
8 Se plaindre, demander avec instance, rendre un son plaintif: Nitaraina tamin’ ny lehibe noho ny fananany alain' ny olona izy (Il a porté plainte auprès du juge, parce qu’on lui prend ce qui lui appartient) [1.3#684] 9 se plaindre; crier au secours [1.8] |
Examples |
10 Tsy misy mitaraina amin' izany izy efa-mianaka [2.472] 11 Kanefa raha homana ny tsy atolotra azy ireo, avia mitaraina amiko. [2.508#] |
Morphology |
|
Analogs | 15 mikonaina, mikoinkoina, mitsikoinkoina, mitoretra, be taraina, mimenomenona, mibabababa |
Titles |
|
Updated on 2023/01/20 |