|
|
|
|

Entry1  mitaraina
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1#728] Mimenomenona: Mitaraina amin' ny zavatra tsinontsinona io zaza io
Mitoloko amana mitoreo: Mitaraina lava noho ny fahantrany Rabe
Malahelo ka mitory: Mitaraina ny vadinao fa tsy mitondra vola mody, hono, ianao
Explanations in English  4  [1.7] to complain; to call out asking for help
Explanations in French  5  [1.3#684] Se plaindre, demander avec instance, rendre un son plaintif: Nitaraina tamin’ ny lehibe noho ny fananany alain' ny olona izy (Il a porté plainte auprès du juge, parce qu’on lui prend ce qui lui appartient)
6  [1.8] se plaindre; crier au secours
Examples  7  [2.472] Tsy misy mitaraina amin' izany izy efa-mianaka
8  [2.508#] Kanefa raha homana ny tsy atolotra azy ireo, avia mitaraina amiko.
Root  9  taraina
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
Analogs  13  mikonaina, mikoinkoina, mitsikoinkoina, mitoretra, be taraina, mimenomenona, mibabababa
Titles  14  Mitaraina ny tany (Andry Andraina)

Anagrams  15  amaritany, amiratany, iramatany, itarainam, mitaraina

Updated on 2025/01/21