Entry (1/2) | 1 mibabababa |
Root | 2 babababa |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Miantsoantso mitomany, miantso vonjy: Nibabababa iKoto tamin' ny nanindroman' ny dokotera azy Mimenomenona mitaraina: Nibabababa aoka izany Rakoto tamin' ny namakian' ny tontakely ny tranom-barony |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] to scream 6 [1.2] to vociferate, to cry out for help. 7 [1.7] to cry for help |
Explanations in French |
8 [1.3] Exprimer sa douleur d'une manière bruyante: Nokapohin' ny rainy izy ka nibabababa aoka izany (Frappé par son père il se lamentait étrangement) 9 [1.8] pousser de haut cris |
Examples |
10 Rasoa mibaby azy avy no mihontsokontsona sy mibabababa tsy mahaleo ny fihetsiny ka mandrara hoe: [2.470] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 15 mibabababà |
Root | 16 babababa |
Part of speech | 17 imperative of active verb mibabababa [Full list] |
Anagrams | 18 |
Updated on 2025/01/21 |