|
|
|
|

Entry (1/2)1  mibabababa
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Miantsoantso mitomany, miantso vonjy: Nibabababa iKoto tamin' ny nanindroman' ny dokotera azy
Mimenomenona mitaraina: Nibabababa aoka izany Rakoto tamin' ny namakian' ny tontakely ny tranom-barony
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] to scream
5  [1.2] to vociferate, to cry out for help.
6  [1.7] to cry for help
Explanations in French  7  [1.3] Exprimer sa douleur d'une manière bruyante: Nokapohin' ny rainy izy ka nibabababa aoka izany (Frappé par son père il se lamentait étrangement)
8  [1.8] pousser de haut cris
Examples  9  [2.470] Rasoa mibaby azy avy no mihontsokontsona sy mibabababa tsy mahaleo ny fihetsiny ka mandrara hoe:
Root  10  babababa
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :

Entry (2/2)15  mibabababà
Part of speech  16  imperative of active verb mibabababa [Full list]
Root  17  babababa

Anagrams  18  ibabababam, mibabababà, mibabababa

Updated on 2025/04/19