Entry (1/2) | 1 meso |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Antsy fandidiana laoka efa masaka; antsy kely fitsongoana anana [1.1] |
Explanations in French |
4 couteau [Sakalava-Mayotte]
[1.405] |
Examples |
5 mandidy ny tsy handrahoina, manokana ny tsy hohanina, mandidy tsy amin' ny meso [2.69#] |
Entry (2/2) | 6 meso |
Part of speech | 7 adjective |
Explanations in Malagasy |
8 kingakinga [Bara]
[1.78] |
Anagrams | 9 meso, mose |
Updated on 2022/11/07 |