Entry | 1 miahanahana |
Root | 2 ahanahana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 mijanonjanona, miatoato raha mandeha na miteny, tsy mahatohy izay saika holazaina: Miahanahanabe ihany izy rehefa miteny [1.1] |
Explanations in English |
5 to hesitate [1.2, 1.7] 6 to waver, to fluctuate, to be perplexed. [1.2] 7 to doubt [1.7] |
Explanations in French |
8 s’arrêter souvent, faire des pauses en parlant, en marchant, hésiter: Miahanahana be ihany izy raha miteny (Il s'arrête souvent en parlant) [1.3] 9 hésiter, être dans le doute [1.8] |
Morphology |
|
Analogs | 13 miakanakana |
Anagrams | 14 hamahananay, iahanahanam, miahanahana |
Updated on 2023/01/20 |