Entry (1/2) | 1 mialo |
Root | 2 alo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mitondra hafatra: Moa ve efa nisy nialo ria tenin' ny Filohan' ny Nosy? Manatsoboka ao anaty ro: Mbola kely loatra ny zandrinao, ry Soa, ka alaovy ny sotrony dia aoka ianao no hialo ny variny ao anatin' ny ro |
Explanations in English |
5 [1.2] to moisten, as in aLOzina to remove provisions, as in aLOzina, and place in the hands of inferiors to carry messages from one to another. |
Explanations in French |
6 [1.3#23] servir d'intermédiaire, communiquer un message |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 11 mialo |
Part of speech | 12 active verb |
Explanations in Malagasy |
13 [1.78] [Bara]
mifanandro |
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/21 |