Entry | 1 mialoha |
Root | 2 loha |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandeha aloha: Aza mialoha ny olona hajaina 5 Mahery fandeha, lasa aloha: Mialoha itý famantaranandroko itý [1.1] |
Explanations in English |
6 to precede, to go before. [1.2] 7 to go before, to precede; beforehand [1.7] |
Explanations in French |
8 précéder; avant, à l'avance [1.8] |
Examples |
9 Koa raha ampandrenesintsika mialoha ny fanjakana, raha tonga izy, ka ampangain'olona, tsy hisy zavatra ahina intsony. [2.324] 10 Tsaroany mandrakariva ilay fomba namitahan-dRavokatra azy fahiny, indray zoma mialoha ny krismasy, teny Analakely. [2.470] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word mialoha |
Anagrams | 19 alamohy, alohaim, amolahy, himaloa, himaola, holamai, ialoham, ilamaho, ilamoha, ilaoham, iloaham, iolaham, mahailo, mahaoly, mailaho, mialoha, miloaha, miolaha |
Updated on 2022/09/11 |