Entry | 1 miambatra |
Root | 2 ambatra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] miakanakana raha miteny, miraiki-dela tsy mahatohy izay tenenina avy hatrany |
Explanations in English |
5 [1.2] to be tongue-tied, to speak inarticulately, as in a severe illness. The provincial word is tamba-lela |
Explanations in French |
6 [1.3] avoir la langue paralysée, parler d'une manière inarticulée se dit aussi des tumeurs collées ensemble, comme des piqûres, des éruptions |
Examples |
7 Niarahaba azy aho, ka akory ny hagagako, fa teny ambaniandro tsy misy miambatra na kely aza no namaliany ahy. [2.499] |
Morphology |
|
Analogs | 11 miakanakana, mivakavaka, miakakà, adala vava, mibadabada, miambakavaka, miambakambaka |
Anagrams | 12 |
Updated on 2025/01/21 |