Entry | 1 miampirina |
Root | 2 ampirina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mifitsaka, manao izay tsy hitanana toerana betsaka, miampify: Miampirina ao anjoron-trano ao izy fa matahotra an-drainy, hono |
Explanations in English |
5 [1.2] to act like a fish, to be like a fish in going to the side of a room. |
Examples |
6 Rehefa vita sakafo, dia miampirina maka toerana an-trano daholo indray. [2.245#] 7 Ny antonona sy mety dia ny mahay mitsara tena sy miampirina amin' ny toerany eo anoloan' ny hafa. [2.296#] |
Morphology |
|
Analogs | 12 miampify |
Anagrams | 13 |
Updated on 2025/01/21 |