|
|
|
|

Entry1  miampirina
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mifitsaka, manao izay tsy hitanana toerana betsaka, miampify: Miampirina ao anjoron-trano ao izy fa matahotra an-drainy, hono
Explanations in English  4  [1.2] to act like a fish, to be like a fish in going to the side of a room.
Examples  5  [2.245#] Rehefa vita sakafo, dia miampirina maka toerana an-trano daholo indray.
6  [2.296#] Ny antonona sy mety dia ny mahay mitsara tena sy miampirina amin' ny toerany eo anoloan' ny hafa.
Root  7  ampirina
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Analogs  12  miampify

Anagrams  13  ampirimany, ampirimina, iampiriman, miampirina, niampirima

Updated on 2025/01/21