|
|
|
|

Entry1  miandahy miambavy
Elementary words  2  miandahy, miambavy
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  mirotsaka miasa daholo na ny lehilahy na ny vehivavy [1.1]
Explanations in English  5  men and women together [1.7]
Explanations in French  6  hommes et femmes ensemble [1.8]
7  hommes et femmes qui travaillent ensemble [1.5#180]
Examples  8  Tsy mba orin-daoka loatra ny toerana misy anay, fa raha vao midona ny andro, dia miandahy miambavy ny hanjono orana. [2.471]

Updated on 2023/04/24