Entry (1/2) | 1 miandrandra |
Root | 2 andrandra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mijery ambony: Niandrandra telo minitra teo izy nanaramaso an' ilay fiaramanidina nitondra an-dreniny Mikendry: Miandrandra ny ho lasa dokotera na mpampianatra ambony ny adalalahy |
Explanations in English |
5 [1.2] to look upright, to hold the head erect; to look up to for help; to be proud or self-confident. 6 [1.7] to hold the head up; to look up to something |
Explanations in French |
7 [1.8] lever la tête; regarder en haut |
Examples |
8 sady miandrandra I Lidy, toa te hampakatra hatrany ny vetsovetsony. [2.470] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word miandrandra |
Entry (2/2) | 14 miandrandrà |
Root | 15 andrandra |
Part of speech | 16 imperative of active verb miandrandra [Full list] |
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] |
Explanations in French |
18 [1.3] |
Anagrams | 19 |
Updated on 2025/01/21 |