|
|
|
|

Entry1  miangavy
Root  2  angavy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mangataka zavatra am-panajana: Mlangavy angady aminao re aho fa tapaka ny ahy
Mangataka olona am-panajana mba hanampy ny tena na hanao asa ho an' ny tena: Andeha miangavy ny sakaizanao hamita ilay raharaha fa marary itý ianao
Explanations in English  5  [1.2] to request, to entreat, to crave.
6  [1.7] to beg, to entreat
Explanations in French  7  [1.8] prier avec instance, supplier; solliciter
Examples  8  Ary satria anjaran' ise kosa anio ny manao angano, dia miangavy an' ise aho hamerina indray ny tantaranareo. [2.5]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing the word miangavy

Anagrams  14 

Updated on 2025/01/21