Entry |
miantehitra
(antehitra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Miankina amy..., matoky: Miantehitra aminao aho momba ilay raharaha noresahiko taminao [1.1]
|
Explanations in English | To confide in one implicitly, to trust to, to venture on. [1.2]
|
Examples | Miantehitra be loatra amin' ny mamba ny vinanin' ise, ary nefa tsy misy io biby io ny lovantsofina ambaniandro tsy nanadino ny sira.
[2.5]
|
Morphology |
Present : |
miantehitra |
Past : |
niantehitra |
Future : |
hiantehitra |
Imperative : |
miantehera |
|
|