Entry (1/2) | 1 miarahaba |
Root | 2 arahaba |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manolotra arahaba: Vao tonga ny mpianatra dia miarahaba ny mpampianatra 5 Midera, manome dera ombam-pirarian-tsoa: Miarahaba anareo nahazo fara aman-dimby, tompoko [1.1] |
Explanations in English |
6 to salute, to congratulate. [1.2] 7 to greet, to congratulate [1.7] |
Explanations in French |
8 saluer; féliciter [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 14 miarahabà |
Root | 15 arahaba |
Part of speech | 16 imperative of active verb miarahaba [Full list] |
Anagrams | 17 arahabaim, iarahabam, miarahabĂ , miarahaba |
Updated on 2023/01/20 |