Entry (1/2) | 1 miavosa |
Root | 2 avosa |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mitoby betsaka miakatra, miavoavo, mivongovongo amin' ny toerana iray: Miavosa be itỳ lamba hosasako, hoy i Soa |
Explanations in English |
5 [1.2#73] to be in a heap, as rice, manioc, etc. |
Explanations in French |
6 [1.3#68] S’accumuler, être entassé |
Examples |
7 Taolam-potsy manao antonta miavosa. [2.576#] 8 Itony varin-dRakoto, miavosa be toa fasika. [2.857#] 9 miavosa ny ohatra fa ny akaiky sy ny manaitra indrindra no horaisintsika. [4.27#] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 14 miavosà |
Root | 15 avosa |
Part of speech | 16 imperative of active verb miavosa [Full list] |
Explanations in French |
17 [1.3#68] |
Anagrams | 18 |
Updated on 2025/01/21 |